Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 網頁上的三條線按鈕 相關

    廣告
  2. 過去一個月已有 超過 1 萬 位使用者造訪過 tw.strikingly.com

    我的網頁解決方案為您量身訂製。免費架設網站和商店。 支持多語言,社群媒體整合,SEO友好,移動友好,自訂域名,自訂表單等功能。專業級跨境SaaS架站系統。

搜尋結果

  1. Ny Tobilehibe Manolotrony dia tobim-pifohazana naorin-d Ravelonjanahary, izay tobim-pifohazana miankina aminy manerana an' i Madagasikara. Miankina amin' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) ny Tobilehibe Manolotrony. Isaky ny 15 Aogositra no anaovana fankalazana ny tsingerin-taonan' ity tobilehibe ity.

  2. Pejy mirohy eto Novaina Handefa rakitra Pejy manokana Rohy maharitra Fampahalalana mikasika ny pejy Hitanisa ity pejy ity Obtenir l'URL raccourcie Lapan' ny Antenimierandoholona malagasy Ny Antenimieradoholona dia andrim-panjakana misolo tena ny vahoaka sady mpanao lalàna ary manara-maso ny asan' ny Governemanta, manampy ny Antenimierampirena ao amin' ny Antenimieran' i Madagasikara.

  3. mg.wikipedia.org › wiki › LegiomaLegioma — Wikipedia

    • NY Lanja Ara-Tsakafon’ NY Legioma
    • Sokajin' NY Legioma
    • Jereo Koa

    Loharanon' otrikainasy mineraly ary tsiraka ny ankamaroan' ny legioma, ary tsy misy tavy loatra. Amin' ny ankapobeny dia mitondra kalôria kely ho an' ny vatana ny fihinanana azy ireo. Ny legioma dia ilaina amin' ny fifandanjan' ny sakafo. Tsy mitovy ny lanja ara-tsakafo mahavelona entin' ny legioma maitso sy ny legioma maina (na voamaina); tena man...

    Miankina amin' ny taovan-javamaniry izay azo atao sakafo sy ny toetrany no anasokajiana ny legioma, ohatra: ny raviny, ny tahony, ny fakany, ny vodiny, fotony, ny voany lena, ny voany maina. Amin' ny fiteny andavanandro, ny legioma maitso (ravina, voankazo miloko maitso sy ny hatanorany) dia avahana amin' ny legioma maina (voamaina).

    Listry ny legioma sasatsasany: anamalaho - anambe (na nave) - ananambo - anantsonga - artisô - asiperza - baranjely - bazilika - betiravy - bodoa - dipoavatra - epinara - kabaro - kapra - karaoty -...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › TrondroTrondro — Wikipedia

    Trondro. Mbola ambangovangony amin'ny resaka biby ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy. Ny trondro dia karazana hazandrano rakotra kira, ary ny fivoy no hihetsehany ...

  5. Ny tōyō kanji (当用漢字 tōyō kanji ; kanji fampiasa) dia ny kanji voalohany lasa ofisialy ozy ny ministera ny fianarana Japônezy taminy 16 Novambra 1946 (taona faha 21 aminy taona Shōwa ) Nataon'i Ministera kely ny kanji tokony ianarana mba tsy ho sarotra ianarana ilay izy (misy kanji amin'arivo no tokony ianarana) ; misy kanji maro ...

  6. mg.wikipedia.org › wiki › TorimasoTorimaso — Wikipedia

    Torimaso. Zazavavy matory. Ny torimaso dia fialan-tsasatry ny tena ao anaty tsy fahatsiarovan-tena momba ny zavatra mitranga amin' ny tontolo ivelan' ny vatana, nefa ny taovam-pandrenesana dia maheno ihany, nefa mihena ny fihenjan' ny hozatra tsikelikely.

  7. Ny onjam-peo (frantsay sy anglisy: radio) dia fampitana antso na kaika amin'ny alalan'ny fifanaraham-peo ny onja anjanandrianaratra izay manana hatetika kely nohon'ny fahazavana. Dikany andavan'andro radio = fampielezam-peo radio = fangalana sary amin'ny ...