Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. Teraka tamin'ny 4 Martsa 1901 (~ 1903) tao Isoraka, Antananarivo i Joseph-Casimir Rabe Antsa, zanaky Rabozivelo, Zanadralambo, avy ao Ambatofotsy - avaratr'Antananarivo. Efa taona maro taty aoriana no nanova anarana hoe Jean-Joseph Rabearivelo i Joseph-Casimir. Nanomboka tamin'ny taona 1908 dia ny anadahin-dreniny no niantoka sy nitaiza an ...

  2. Avy amin'i Wikipedia. (tonga teto avy amin'ny RAVOAHANGY-ANDRIANAVALONA Joseph) Ravoahangy-Andrianavalona Joseph dia mpitari-tolona malagasy, niady tamin' ny fanjanahantany, anisan' ireo namorona ny antoko Vy Vato Sakelika (V.V.S.) sy Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache (M.D.R.M.)

  3. Tetiandro jiosy maneho ny volana Adara II tanelanelan' ny taona 1927 sy 1948. Ny Tetiandro hebreo dia tetiandro ampiasaina ao amin' ny fivavahana jiosy sy ny Fanjakan' i Israely ankehitriny.Tetiandro manaraka ny fihodin' ny volana sy ny masoandro ny tetiandro hebreo, ka ny iray volana dia miovaova ho 29 na 30 andro. ...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › 25_Jolay25 Jolay — Wikipedia

    31. Ireo zavatra nitranga tamin'ity 25 Jolay . Teraka. 1109 : Afonso I an'i Pôrtogaly —. 1784 : Richard William Howard Vyse — injeniera, mpanao politika. 1809 : Ferdinand Redtenbacher — injeniera. 1833 : Julien Haton de La Goupillière — injeniera.

  5. Nosy Sakatia. I Nosy Sakatia dia nosy iray any amin' ny morontsiraka avaratra-andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika. Ao anatin' ny Distrikan' Ambanja, Faritra Diana, izy io. Eo akaiky tsinanan' i Nosy Be sy Nosy Komba . Jereo koa [ hanova | hanova ny fango] Nosin' i Madagasikara. Nosy Antanimora.

  6. Tamin' ny Ôktôbra 1956, ny krizy momba ny Lakandranon' i Suez dia nampipoaka ny Ady Israeliana-Arabo faharoa, teo amin' i Israely sy i Ejipta fony i Gamal Abdel Nasser no filoham-pireneny. Nahazo fandresena haingana tanatin' ny andro vitsy sady naka ny Salavantanin' i Gaza sy ny Saikanosin' i Sinay ny Israeliana.

  7. Kira Michel. I Kira Michel, izay antsoina hoe Maître Kira, dia mpilalao baolina kitra malagasy, teraka tamin' ny 7 Avrily 1950 tao Toliara. Nanomboka nilalao tao amin' ny ekipam-pirenena Club M izy tamin' ny fahavalo ambin' ny folo taonany. Izy no zandriny indrindra tao amin' io ekipa io tamin' izany fotoana izany.