Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. B群什麼時候吃 相關

    廣告
  2. BHK's維他命B群發泡錠,擊退疲累、迅速滋補,一錠補充元氣滿檔,無糖、無咖啡因,低熱量無負擔。 元氣冒泡,速攻補給配方!BHK's維他命B群發泡錠,添加鎂、足量B群,高效率能量補給,喝出活力!

    • BHK’s 孕婦系列

      專業營養團隊調配的孕期最佳營養

      眾多孕媽咪一致推薦 熱烈迴響!

    • BHK’s 基礎系列

      專業藥師嚴格把關 榮獲國際肯定

      健康與活力的第一選擇 全方位照顧

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › VolamenaVolamena — Wikipedia

    Volamena. Mbola ambangovangony amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy. Volamena. Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny ...

  2. mg.wikipedia.org › wiki › RahonaRahona — Wikipedia

    Rahona. Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina. Ny karazan-drahona. Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin' ny habakabaka. Voatazon' ny hery fanintoanan' ny tany ny rahona mba tsy handositra any amin' ny habakabaka.

  3. Araka ny lovantsofina jiosy Ny razambe roa ambin' ny folon' ny fokon' i Israely Tany am-boalohany, ny Zanak' i Israely dia ireo zanaka roa ambin' ny folon' i Jakôba - nantsoina hoe Israely taorian' ny niady tamin' ny "anjely sy ny olona" - io patriarka io izay hiavian' ny foko roa ambin' ny folo: Robena, Simeôna, Levy, Jodà, Dana, Naftaly, Gada, Asera, Isakara, Zebolôna, Jôsefa ary Benjamina.

  4. mg.wikipedia.org › wiki › JyutpingJyutping — Wikipedia

    Afrikaans العربية Deutsch English Esperanto Español فارسی Suomi Français Nordfriisk עברית Magyar Bahasa Indonesia Ilokano Italiano b /p/ 巴 p /pʰ/ 怕 m /m/ 媽 f /f/ 花 d /t/ 打 t /tʰ/ 他 n /n/ 那 l /l/ 啦 g /k/ 家 k /kʰ/ 卡 ng /ŋ/ 牙 h /h/ 蝦 gw /kʷ/ 瓜 kw /kʰʷ/ 誇 w /w/

  5. Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara Ny fiteny betsileo dia iray amin' ireo fitenim-paritra malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Betsileo: faritan' ny ony Mania ao avaratra, ny tanin' ny Tanala ao atsinanana, ny tendrombohitr' Andringitra ao atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava ao andrefana.

    • NY Fiaviana Na Fahatongavana
    • NY Noely
    • Fotoana Tsotra
    • Fitopolo Andro / Fotoana Mialoha NY Karemy
    • NY Karemy Sy NY Fiaretana
    • Telo Andron' NY Paka
    • NY Paka
    • NY Pantekôty
    • Fotoana Aorian’ NY Pantekôty, Fotoana Aorian’ NY Trinite

    Fizaràn-taona voalohany ao amin’ ny taona litorjika ny Fiaviana na Fahatongavana (latina: Adventus "fiaviana" na "fahatongavana"). Manomboka amin’ ny Alahady fahefatra alohan’ ny Noely izy, dia ny Alahady tandrify ny 30 Novambra na manakaiky azy, ary mifarana iray andro alohan’ ny Noely. Araka ny fanao tranainy dia tandremana amin’ ny alalan' ny fi...

    Manaraka ny Fiaviana ny fizaràn-taon’ ny Noely. Manomboka amin’ ny harivan’ ny 24 Desambra miaraka amin’ ny Sasakalin’ ny Noely (fiaretan-torin’ ny Noely) ary mitohy hatramin’ ny fetin’ ny Epifaniany andro roa ambin’ ny folon’ ny Noely tany aloha. Ny fari-potoan’ ny Noely dia mitohy hatramin’ ny fetin’ ny batemin’ i Jesoa Zazakely, izay ankalazaina...

    Ny Fotoana tsotra dia ireo herinandro tsotra izay tsy isan’ ny fizaràn-taona manokana. Amin’ ny teny latina dia atao hoe per annum("mamakivaky ny taona") ireo fizaran-taona ireo. Taorian’ ny Kônsily Vatikana II dia ahitana Alahady miisa 33 na 34 sady voazara ho toko roa ny Fotoana tsotra. Ny ampahany voalohany dia mivelatra manomboka amin’ ny andro...

    Ny Fitopolo Andro (latina: Septuagesima "fahafitopolo") dia fari-potoana maharitra roa herinandro sy sasany alohan’ ny Karemy. Hita ao amin’ ny fombam-pivavahana talohan’ ny taona 1970 io fizaràn-taona alohan’ ny Keremy io. Izany dia fotoana tetezamita ao amin’ ny ampahany voalohany manomboka amin’ ny fizaràn-taona per annum ("misava taona") hatram...

    Ny Karemy dia fari-potoana fieken-keloka sy fibebahana lehibe anomanana ny Paka. Manomboka amin’ ny Alarobian' ny Lavenona izy ary, raha ampidirina ireo andro fieken-keloka sy fibebahana amin’ ny Zoma Masinasy ny Asabotsy masina, dia maharitra 40 andro, satria tsy isaina ny Alahady enin’ ilay fizaràn-taona. Ny Gloria in Excelsis Deo ("Voninahitra a...

    Ny Telo andron' ny Paka (latina: Triduum paschale) dia ny Zoma Masina sy ny Asabotsy Masina ary ny Alahadin’ ny Paka. Araka ny fomba litorjika dia tsy manomboka amin’ ny maraina fa ny harivan’ ny andro mialoha azy ny andro tsirairay. Ny Triduum dia manomboka amin’ ny takariva alohan’ ny Zoma Masina amin’ ny alalan’ ny lamesan’ ny Sakafo farany, iza...

    Fankalazana ny fitsanganan’ i Jesoa Kristy tamin’ ny maty ny Paka. Miovaova arakaraka ny taona sy arakaraka ny firafitry ny daty ao amin’ ny tetiandro manara-bolana ny datin’ ny Paska. Manomboka amin’ ny alim-bavaky ny Paka haramin’ ny Alahadin’ ny Pantekôty ny fari-potoan’ ny Paka. Tamin’ ny endrik’ io fombam-pivavahana io tamin’ ny taona 1970 dia...

    Ny Pantekôty dia andro fahadimampolo sady farany ao amin’ ny fari-potoan’ ny Paka. Ankalazana ny fidinan' ny Fanahy Masina tamin’ ny Apôstôlyizy, ka manamarika ny fahaterahan' ny Fiangonana sy ny andron' ny Apôstôly. Ny loko litorjika ampiasaina dia ny fotsy, nefa ovana mena izany amin’ ny andron’ ny Pantekôty.

    Io fizaràn-taona io, izay tondroina amin’ ny anarana maro samihafa, dia manaraka ny fari-potoan’ ny Paka sy ny fetin’ ny Paka sy ny an’ ny Fiakarana ary ny an’ ny Pantekôty. Taorian’ ny taona 1969 dia manomboka indray amin’ ny Alatsinainin’ ny Pantekôty ny fotoana tsotra, ka dinganina ny Alahady izay tokony ho tanatin’ ny Pantekôty. Taloha, izay an...

  6. Ny Fanjakan' Andriamanitra na Fanjakan' ny Lanitra dia hita ao amin' ireo fivavahana abrahamika, indrindra ny jodaisma sy ny kristianisma, izay mahakasika ny andro farany. Ao amin' ny fivavahana kristiana, araka ny hita ao amin' ny Testamenta Vaovao, dia ivon' ny toritenin' i Jesoa ny amin' ny Fanjakan' Andriamanitra sy ny fanambaràna ny hiaviany.

  1. 其他人也搜尋了