Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 怎麼防止睡覺打呼 相關

    廣告
  2. 下顎後縮壓迫造成睡眠呼吸中止,正顎手術強力拉提拓寬呼吸道。睡得好,才能活得長久。

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › OraOra — Wikipedia

    Misy 24 ora ny ao anatin' ny andro iray. Ankehitriny dia amin' ny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary amin' ny mitataovovonana no misy ny amin' ny 12 ora. Amin' ny teny malagasy dia ampiasaina koa ny teny hoe " adim-pamantaranandro " na " adiny " na mba hilazana ny ora. Ohatra: fiteny ny hoe "adiny iray", "adiny roa" sns (izay azo ...

  2. mg.wikipedia.org › wiki › VanoVano — Wikipedia

    Vano satroboninahitra volondavenona. Ny vano ( Gruidae) dia fianakaviana, misy vorona lehibe sy lava tongotra ary lava tenda ao amin'ny vondrona. Tsy toy ny vano mitovitovy endrika nefa tsy misy ifandraisany, ny vano dia manidina miaraka amin'ny vozony mivelatra, fa tsy mihemotra. Hita tao amin'ny " ".

  3. mg.wikipedia.org › wiki › FirenenaFirenena — Wikipedia

    Firenena. Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy. Ny firenena dia isan' ny endriky ny fikambanana ara-pôlitika sy ara-dalànan' ny fiarahamonina ...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › RanoRano — Wikipedia

    • Aiza No Ahitana Rano
    • Fizika
    • Simia
    • Fiaraha-Monina
    • Fahasalamana
    amin'ny endrika mivaingana :
    amin'ny endrika mitsiranoka :
    amin'ny endrika mientona :

    Amin'ny tsindrin'ny atmosfera dia : 1. mari-pana fiempoana : 0 °C 2. mari-pana fientonana : 100 °C 3. mari-pana maha ambony indrindra ny hakitroka : 4 °C 4. lanja isam-bentin-kadiry : 1000 kg/m3 5. hafana spesifika : 4,18 J/gK 6. mangarahara tsy miloko

    H2O1 no raikipohy simikan'ny rano. Izany hoe misy atome Oksizena anankiray mitambatra amin'ny atome Hidrozenaanankiroa. 18g ny lanjany isa-môly. Noho ny oksizena izay elektronegativa dia sintoniny manatona azy ny tambatra elektrona anankiroa izay eo amin'ny firaisany amin'ireo Hidrozena avy. Vokatr'izay dia lasa misy ampahana charge mitranga eo ami...

    Manan-danja be amin'ny aina ny rano hany ka manan-danja amin'ny fiaraha-monina koa. Entin'ny Malagasy hilazana ny fihavanana izay indraindrainy ny fampiarahana ny rano sy ny vary. Mbola itarafana ny fihavanana malagasy koa ny fomba fizaran-drano eny an-tanimbary, ka na miady aza ny tompon'ny tanimbary mifanao ambony sy ambany dia mahay mifanaraka f...

    Ny rano dia sakafo mahavelona. Ny 3/4 ny vatan'ny olombelona dia rano avokoa. Ary mila misotro rano isan'andro isika mba hikolokoloana an'io. Ankoatra ny maha rano azy dia mbola mety mitondra karazana sira mineraly izay ilain'ny vatana koa izy izay levona ao anatiny. Kanefa mila fitandremana betsaka ny rano sotroina satria mety mitondra mikiraoba i...

  5. Manapaka ny lohan' i Hôlôferna i Jodita, nataon' i Trophime Bigot, taona 1579-1650 Ny Bokin' i Jodita dia boky ao amin' ny Baiboly jody (na jiosy) amin' ny teny grika atao hoe Septanta na Septoaginta izay mitantara ny nampitsaharan' i Jodita, vehivavy mpitondratena jody (na jiosy), ny horohoro nahazo ny Jody (Jiosy) noho ny hanafihan' ny Asiriana azy ireo, tamin' ny nanapahany ny lohan' ilay ...

  6. Sandam-bola. Lahatsoratra. dinika. Hamaky. Ovaina. Hanova ny fango. Hijery ny tantara. Fitaovana. Ny sandam-bola dia ny sanda na lanjan'ny vola avy amin'ny firenena iray mankamin'ny firenena hafa.

  7. mg.wikipedia.org › wiki › GanaganaGanagana — Wikipedia

    Ganagana fotsy. Ganagana. Ny ganagana dia voron-drano ompiana, fisa-bava sady mitovy endrika amin' ny hoho mifaingoka ny tendrom-bavany ambony. Ompian' ny olona mba noho ny henany sy ny atodiny. Mifanakaiky endrika amin' ny gisa ny ganagana fa ny gisa lava tenda sady lehibe kokoa. Maro karazana ny ganagana ka ny sasany fiompy ary ny sasany ...