Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. Pejy mirohy eto Novaina Handefa rakitra Pejy manokana Rohy maharitra Fampahalalana mikasika ny pejy Hitanisa ity pejy ity Obtenir l'URL raccourcie Lapan' ny Antenimierandoholona malagasy Ny Antenimieradoholona dia andrim-panjakana misolo tena ny vahoaka sady mpanao lalàna ary manara-maso ny asan' ny Governemanta, manampy ny Antenimierampirena ao amin' ny Antenimieran' i Madagasikara.

  2. Tempoly Faharoan' i Jerosalema. Fahirano sy fandravan' ny Rômana an' i Jerosalema, sary nataon' i David Roberts tamin' ny taona 1850, jerena avy ao atsimo andrefana.

    • NY Mpanorina
    • NY Toerana Misy NY Toby
    • Jereo Koa

    I Volahavana Germaine, izay atao hoe Mama Nenilava, no nanorina ny tobilehibe Ankaramalaza. Notezaina tao amin' ny fianakaviana mpandala ny fivavahan-drazanai Volahavana. Rehefa feno folo taona izy dia nanonofy matetika an' i Jesosy niakanjo fotsy nitondra azy tao amin' ny tranovato lehibe iray sady nanasa ny tongony. Nanonofy matetika koa izy fa n...

    Ao Ankaramalaza no miorina ilay tobilehibe. Ankaramalaza ankehitriny dia tanàna ao amin' ny kaomininan' i Lokomby, distrikan' i Manakara, ao amin' ny faritra Fitovinany, faritanin' i Fianarantsoa. Lalana mirefy 45 km no azo aleha mankany Ankaramalaza, avy eo dia lakana no iampitana ny renirano.

  3. Izany kônsily izany no nanapahana ny maha Renin' Andriamanitra ( grika: Theotokos) an' i Maria. Nivoaka noho izany ny Fiekem-pinoan' i Efesôsy. Manambara ny maha tokana tsy mizara an' i Kristy hatrany am-bohoka ilay kônsily sady niantso an' i Maria hoe Theotokos ("Renin' Andriamanitra"), izany hoe renin' ilay Andriamanitra ara-natiora.

  4. Fiforonan-teny. Ny andian-teny hoe Testamenta Taloha dia fanagasiana ny teny latina hoe Vetus Testamentum. Io andian-teny io indray dia fandikàna ny teny grika hoe Παλαιὰ Διαθήκη / Palaià Diathêkê. Ny hoe palaià (grika) sy ny hoe vetus (latina) dia samy azo adika hoe "antitra", "taloha" na "tranainy" ary ny hoe testamentum ...

  5. Ny Fiangonana Fifohazam-Panahy Loterana Malagasy na FFPLM, dia fiangonana loterana naorin' ilay mpiandry Raharinirina Olga izay fantatra amin' ny anarana hoe Neny Olga, mpiandry tao amin' ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM). Ao Anolaka any Fianarantsoa ny foibeny izay misy ny Toby Lehibe Kanana.

  6. Pejy mirohy eto Novaina Handefa rakitra Pejy manokana Rohy maharitra Fampahalalana mikasika ny pejy Hitanisa ity pejy ity Obtenir l'URL raccourcie Mpihira madinika Musical styles of Madagascar 18,3 Akon'ny lanitra Ambondrona Arione joy Bodo Big Mj Black