Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 台中住宿推薦2015 相關

    廣告
  2. 過去一個月已有 超過 100 萬 位使用者造訪過 agoda.com

    立即預訂可慳更多,Agoda®一直保證最低價! 我們全天候為你提供協助,出走都唔會注定一人! ...

    • 高雄

      超值酒店,神秘優惠

      先訂後付,節省更多!

    • 折扣優惠

      計劃緊下次旅程?

      我們為你提供最抵優惠!

搜尋結果

  1. Ny Biskileta (Na Velô) dia fiara mandeha an'tany manana kodiarana roa (avy aminio no anarany aminy teny Frantsay) mifanitsy.Ny hery mampihetsika azy dia avy any amin'ny tongotr'olona ()(aminy pedalina) amin'ny fipetrahana mipetraka na matory na mitsangana. ...

  2. mg.wikipedia.org › wiki › MoraingyMoraingy — Wikipedia

    Moraingy Ny moraingy na morengy dia karazana haiady nentim-paharazana malagasy ampiasana ny hondry sy ny tongotra, tsy ampiasana fitaovam-piadiana hafa. Tamin' ny nanjakan' ny taranaka maroseragna (maroseranana) (taona 1675–1896) tao amin' ny Sakalava any amin' ny morontsiraka andrefan' i Madagasikara no nipoirany. no nipoirany.

  3. mg.wikipedia.org › wiki › MaderaMadera — Wikipedia

    Sarintany ara-topografikan'i Madera Madera (amin'ny fiteny portogey : Madeira) dia tambanosy portogey ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika. Ny nosy lehibe indrindra ao amin'ny tambanosin'i Madera (90 isan-jaton'ny tanin'ilay tamba-nosy). Faritany miazaka-tena i ...

  4. Faritanin' i Toamasina Ny Faritanin' i Toamasina dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km 2.Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin' ny taona 2011. Ny tanànan' i Toamasina no renivohiny. Faritra ao amin' ny

  5. mg.wikipedia.org › wiki › AratraAratra — Wikipedia

    Aratra. Ny aratra dia vokatry ny fisiana sy fihetsehan'ny elekitrôna amin'ny toerana na zavatra iray. Ny aratra no mahatonga ny varatra, kianjanaratra, sy ny herinaratra fampiasa andavan'andro amin'ny fitaovana toy ny jiro, radiô, milina fikajiana, sy sisa tsy voatanisa. Ny tondron'ny aratra dia nanomboka fantatra tamin'ny taonjato faha 17 ...

  6. mg.wikipedia.org › wiki › OvyOvy — Wikipedia

    Ovy (vodiny) Ny ovy dia zavamaniry misy vodiny azo hanina sady be tavolo, mitovitovy endrika amin’ ny vomanga. Antsoina ihany koa hoe ovimbazaha ity zavamaniry ity. Solanum tuberosum ny anarany ara-tsiansa. Ny vodin’ ny ovy dia isan’ny foto-tsakafon’ ny ankamaroan’ ny mponina amin’ ny faritra manana toetany antonony.

  7. 15°54′00″S 45°56′00″E / 15.900000°S 45.933330°E. 799 675 mpo. Ny Faritra Boeny dia iray amin' ireo faritra 23 eto Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga ao avaratra-andrefan' ny Nosy. Misy distrika enina ny faritra Boeny: Hita ao amin' ny faritra Boeny: Faritany sy faritra eto Madagasikara : Lahatsoratra samihafa.

  1. 其他人也搜尋了