Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › RahonaRahona — Wikipedia

    Rahona. Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina. Ny karazan-drahona. Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin' ny habakabaka. Voatazon' ny hery fanintoanan' ny tany ny rahona mba tsy handositra any amin' ny habakabaka.

  2. KABARY FAMANGIANA TERA-BAO Tompkolahy sy tompokovavy. Sambatra ny vary: afafy miara-maniry, akarina miara-mitoetra: tohan'ainan'ny olom-belona, reharehan'ny manana azy. Fa samba mihoatra lavitra noho izany ianareo ray aman-dreny: notahin'Ilay ...

  3. mg.wikipedia.org › wiki › JaojobyJaojoby — Wikipedia

    Jaojoby Fampisehoana ataon' i Jaojoby I Eusèbe Jaojoby dia mpihira, mandihy malagasy teraka ny 29 Jolay 1955 tany Ambohangibe (eo moron' ny renirano Bemarivo) 51 km miala an' i Sambava amin' ny tany Betsimisaraka.Tany Antsiranana izy no nipetraka nanomboka ny taona 1970, ary milalao mozika tao amin' ny bar Le Saïgonnais miaraka amin' ny tarika Los Matadores.

  4. Masoandro. Ny Masoandro (marika: ) dia kintana eo anivon'ny rafi-planeta misy ny Tany atao ho Rafi-planetan'ny Masoandro. Ny savaivony dia misy 1 392 000 km eo ho eo (in-109-n'ny savaivon'ny Tany ). 99.86%-n'ny lanjan'ny Rafi-planetan'ny masoandro ny lanjan'ny masoandro, ao ny asteroida, ny komety ary ny fajiry.

  5. Andriantsimitoviaminandriandehibe dia mpanjaka no rain' Andriamasinavalona izay nodimbiadiny teo amin' ny fanapahana an' Imerina. Rahefa niamboho ...

  6. Fitiavana. Ny fitiavana dia misy karazany maro: fitiavan'olo ndroa (gr:eros), fitiavana zavatra (ohatra: tia manao sakafo ...), fitiava-namana (philia), fitiavan'Andriamanitra (agape). Ara-psykolojia, ny fitiavana dia fihetseham-po; saingy miditra an-tsehatra ny sehatra hafa rehefa mipoitra sy misongadina eo amin'ny fiaraha-monina izany ...

  7. Toriteny teo an-tendrombohitra, nataon’i Fra Angelico, taona 1437-1445 Ny Rainay any an-danitra na Hataky ny Tompo na Vavaka nampianarin' ny Tompo na Fivavahan' ny Tompontsika dia vavaka nampianarin' i Jesoa Kristy ireo mpianany araka ny voasoratra ao amin' ny Testamenta Vaovao.

  1. 其他人也搜尋了