Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 玉里慈濟醫院 相關

    廣告
  2. 重塑凹胸患者胸廓外觀,開小孔免打斷肋骨,降低手術侵犯性,解決胸悶、呼吸困難等問題. 漏斗胸有救!免打斷肋骨,增加手術安全性、降低出血量,5~7天即可出院,重拾挺實胸膛

搜尋結果

  1. KABARY FAMANGIANA TERA-BAO Tompkolahy sy tompokovavy. Sambatra ny vary: afafy miara-maniry, akarina miara-mitoetra: tohan'ainan'ny olom-belona, reharehan'ny manana azy. Fa samba mihoatra lavitra noho izany ianareo ray aman-dreny: notahin'Ilay ...

  2. Fetin'ny Reny. Mofomamy ho an'ny Fetin'ny Reny. Ny Fetin'ny Reny dia andro firavoravoana ankalazaina hanomezam-boninahitra sy fanehoam-pitiavana ny reny ao amin'ny firenena maro eto an-tany. Amin'io fety io dia manolotra fanomezana ny reniny ny zanaka (na zaza na olon-dehibe) ka mety ho mofo mamy izany na voninkazo na zavatra hafa izay ...

  3. Ny Epistily fahatelo nosoratan' i Jaona na Epistôla fahatelo nosoratan' i Joany na Taratasy fahatelo nosoratan' i Joany dia boky ao amin' ny Baiboly ao amin' ny Testamenta Vaovao izay isan' ireo atao hoe epistily na "taratasy". Isan' ireo atao hoe Epistily katôlika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an' ny fiangonana sy ny olona rehetra.

  4. Tongolo raviny. Ny tongolo raviny dia zavamaniry manitra ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae ( Liliaceae na Alliaceae teo aloha), ambolena mba hahazoana ny raviny izay matetika ampiasaina ho fanatsaran-tsakafo. Allium schoenoprasum ny anarany ara-tsiansa. Tongolo raviny voatetika. Jereo koa.

  5. Toerana misy ilay toby Miorina ao Soatanana, izay kaominina ao amin' ny distrikan' i Fianarantsoa II, ao amin' ny tapany afovoan' ny faritra Matsiatra Ambony, ny Tobilehbe Soatanàna.Ny ankamaroan' ny mponina (95 %) dia mpiompy sy mpaboly (indrindra vary sy ny voanjo, ary eo ny katsaka sy ny mangahazo ary ny vomanga). 51 km miankandrefana somary minatsimo kely no misy an' i Soatanàna.

  6. Tany an-danitra no nanaovan’ Andriamanitra batisa azy sy nanomezana azy ny anarana hoe Ravelonjanahary. Nampianarin’ Andriamanitra azy ny Soratra Masina sy hira nahafinaritra. Taty aoriana dia nilaza taminy ny Tompo fa "ho faty" fanindroany izy, fa amin’ ity indray mitoraka ity dia ho toy ny fahafatesan’ i Jesosy Kristy.

  7. Andriamanelo. Andriamanelo dia mpanjakan' Imerina teto Madagasikara nanjaka tamin' ny taonjato faha-16. Andriamanelo dia lahimatoan-d Rangitamanjakatrimovavy, mpanjakan' i Merimanjaka. Nataony tany Alasora ny renivohiny, tanàna ambanivohitra any atsimo atsinanan' Antananarivo.

  1. 其他人也搜尋了