Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

    • 1
      其他醫療院所
      花蓮縣花蓮市民權路44號 · 03-824-1234
  1. Tantaran' ny fitrandrahana. Ny any ambanin' ny tanin' i Madagasikara dia ahitana tahirin' akoram- barahina, vy, manganezy, manjarano (na grafita ), siravato, nitera, pirita ary mineraly hafa koa [5]. Tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-20 dia notrandrahana avy tamin' ny antsanga miangona manerana ny Nosy ny volamena.

  2. Ny Prôtektôrata Frantsain' i Madagasikara no satan' i Madagasikara izay voafaritra teo amin' ny vanim-potoana izay nianjeran' ny Fanjakan' i Madagasikara ka nahatonga an' ilay nosy ho eo ambany fiarovana na prôtektôrata frantsay (1882 - 1897), izay nanombohan' ny fanjanahan-tany frantsay teto Madagasikara. Tamin' ny alalan' ny ...

  3. Andoharanofotsy dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Atsimondrano,faritra Analamanga Faritanin'i Antananarivo. Ny isam-poniny dia 85000 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2017.Ao amin'io kaominina io no misy ny lapam-panjakana ao amin'ny fokontany Iavoloha. . Ny kaodin-kaominina dia 11717 ary ny kaodin-distrika dia 117

  4. Andriambolanambo, zanak’ anabavin’ Andriamasinavalona, mpanjaka, no andriana tompom-bodivona tao Namehana, nanambady an-dRamanitrandriatsimitovy na ...

  5. Trondro maina sy anamalao. Marihina fa trondron-dranomamy no lazaiko eto (fony no tena tsara nefa mety daholo na tilapia aza) Ho an'olona 4: Makà trondro maina salasalany 4 na mihoatra, dia alomy kely anaty rano fotoana fohy, dia esory sy ario ny taolataonana. Tangosy ny anamalao (200 g farafaharatsiny) ary voniny 3 ihany farafahabetsaka no ...

  6. mg.wikipedia.org › wiki › FararanoFararano — Wikipedia

    Fararano. Ny fararano no fizaran-taona manaraka ny fahavaratra. Efa manomboka mihena ny orana amin'io, ka izay no nahatonga io fiantsoana azy io. Amin'ny faritra misy fizaran-taona efatra dia izy no fizaran-taona fahatelo, manarakaraka ny fahavaratra sady dimbiasan'ny ririnina.

  7. Sadaharu Oh dia mpilalao baseball mizaka ny zom-pirenen'i Japana teraka ny 20 Mey 1940 Jereo koa Biôgrafia Rohy ivelany Ao amin'i Freebase: Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny ...

  1. 其他人也搜尋了