Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. b群什麼時候吃最好 相關

    廣告
  2. 過去一個月已有 超過 10 萬 位使用者造訪過 shop.vitabox.com.tw

    升級2000%頂級黑瑪卡,成功幫助男性再造巔峰,重回青春活力,給你源源不絕的體力,再造巔峰。 歐洲植物萃取強化男性B群,加秘魯人蔘超級瑪卡和鋅,輔助調整體質與戰鬥力,永不妥協

搜尋結果

  1. Ny Fanjakan' Andriamanitra na Fanjakan' ny Lanitra dia hita ao amin' ireo fivavahana abrahamika, indrindra ny jodaisma sy ny kristianisma, izay mahakasika ny andro farany. Ao amin' ny fivavahana kristiana, araka ny hita ao amin' ny Testamenta Vaovao, dia ivon' ny toritenin' i Jesoa ny amin' ny Fanjakan' Andriamanitra sy ny fanambaràna ny hiaviany.

  2. Araka ny lovantsofina jiosy Ny razambe roa ambin' ny folon' ny fokon' i Israely Tany am-boalohany, ny Zanak' i Israely dia ireo zanaka roa ambin' ny folon' i Jakôba - nantsoina hoe Israely taorian' ny niady tamin' ny "anjely sy ny olona" - io patriarka io izay hiavian' ny foko roa ambin' ny folo: Robena, Simeôna, Levy, Jodà, Dana, Naftaly, Gada, Asera, Isakara, Zebolôna, Jôsefa ary Benjamina.

  3. mg.wikipedia.org › wiki › SorabeSorabe — Wikipedia

    Sorabe. Santiôna sorabe malagasy. Ny sorabe na sora-be ( سُرَبِ) dia abidy avy amin' ny abjady arabo ( ajami) izay natao hanoratana ny fiteny eto Madagasikara, indrindraindrindra ireo fiteny ao tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara: ny fiteny antemoro ( anteogny sy anakara ). Fantatra fa isaina aman-jatony ny lahatsoratra nosoratana ...

  4. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny fiteny latina sy ireo fiteny avy amin' ny fiteny latina ( fiteny frantsay, fiteny anglisy, fiteny espaniôla, fiteny italiana ). Betsaka ny firokin' ny fiteny grika taloha, izany hoe ny endrika isam-paritra isehoan' io fiteny io, fa heverin' ny mpahay siansa rehetra fa ny fiteny atikianina no madio ...

  5. Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara Ny fiteny merina dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Merina: ao afovoan' i Madagasikara, eo amin' ny faritra Analamaga sy ny manodidina, eo amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' i Vonizongo ao avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra ao atsimo, ny reniranon ...

  6. mg.wikipedia.org › wiki › JyutpingJyutping — Wikipedia

    Afrikaans العربية Deutsch English Esperanto Español فارسی Suomi Français Nordfriisk עברית Magyar Bahasa Indonesia Ilokano Italiano b /p/ 巴 p /pʰ/ 怕 m /m/ 媽 f /f/ 花 d /t/ 打 t /tʰ/ 他 n /n/ 那 l /l/ 啦 g /k/ 家 k /kʰ/ 卡 ng /ŋ/ 牙 h /h/ 蝦 gw /kʷ/ 瓜 kw /kʰʷ/ 誇 w /w/

  7. mg.wikipedia.org › wiki › VezoVezo — Wikipedia

    Lehilahy vezo Ny Vezo dia foko malagasy moninina any amin' ny morontsiraka atsimo-andrefan' i Madagasikara izay mivelona indrindra amin' ny fanjonoana an-dranomasina. Hevarina ho zana-bondrona ao amin' ny foko sakalava izy ireo. Ny Vezo dia miteny fitenim-paritra amin' ny teny malagasy, izay sampan' ny vondrom-piteny malaiô-pôlineziana avy amin' ny fiteny baritô, ampiasaina any atsimon' i ...

  1. 其他人也搜尋了