Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 相關搜尋:

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › GoogleGoogle — Wikipedia

    Ny Google inc (API : [gugœl]) dia orinasa noforonin'i Larry Page sy Sergey Brin tamin'ny 27 Septambra 1998 tany amin'ny Sillicon Valley any Kalifornia. Tamin'ny fanombohan'ny taona faha 2008, 210 lavitrisa dollar no lanjan'i Google tany amin'ny toeram-barotr'i Wall Street.

  2. Ankaramalaza. Ankaramalaza dia tanàna ao amin' ny kaomininan' i Lokomby, distrikan' i Manakara, ao amin' ny faritra Vatovavy-Fitovinany, ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Lalana 8 km no manasaraka azy amin' ny tanànan' i Lokomby ao avaratra. Ao atsimo-andrefan' i Vohidravina sy ao avaratra-andrefan' i Sandrananta.

  3. Izany kolontsaina izany koa dia ahitana singa avy any Azia Andrefana sy avy any Eorôpa . Foko eto Madagasikara. Ny foko eto Madagasikara dia vondron' olona heverina fa iray faritra niaviana, nanana fandaminana ara-pôlitika iraisany na nitoviany tamin' ny vanimpotoana faha mpanjaka, manana ny fomba fitenenany ny teny malagasy izay atao hoe ...

  4. Ny tōyō kanji (当用漢字 tōyō kanji ; kanji fampiasa) dia ny kanji voalohany lasa ofisialy ozy ny ministera ny fianarana Japônezy taminy 16 Novambra 1946 (taona faha 21 aminy taona Shōwa) Nataon'i Ministera kely ny kanji tokony ianarana mba tsy ho sarotra ianarana ilay izy (misy kanji amin'arivo no tokony ianarana) ; misy kanji maro mety mitovy dika ;

  5. Madagasikara. Faritany. Toamasina. Faritra. Alaotra-Mangoro. Amparafaravola. Amparafaravola dia kaominileft|na malagasy ao amin'ny distrikan'i Amparafaravola, Faritanin'i Toamasina. Ny isam-poniny dia 46545 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 31201 ary ny kaodin-distrika dia 312.

  6. Anglikanisma. Katedraly anglikana ao Canterbury any Angletera. Ny Anglikanisma dia fivavahana kristiana niorina voalohany tao Angletera vokatry ny fialany avy amin' ny Fiangonana katôlika tamin' ny taona 1534. Any amin' ireo firenena miteny anglisy no tena ahitana azy, indrindra ireo zanatany britanika taloha, nefa koa miely any amin' ny tany ...

  7. Andriamanitra, araka ny finoana ao amin' ny fivavahana mônôteista maro, dia ilay fanahy ambony indrindra, tokana, mpamorona ny zavatra rehetra ary loharanon' ny zavatra misy rehetra. Tonga lafatra izy, tsy manam-petra, tsy miova, mandrakizay, tsara indrindra, mahalala ny zava-drehatra ary mahefa ny zava-drehetra ary andriamanitra misahana izao rehetra izao.