Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. gore tex 防風防水機能外套 相關

    廣告
  2. 台灣在地深耕服裝品牌,適合各種身型,兼具時尚的高機能防潑水外套特惠中,馬上入手. 網友好評狂推,輕薄透氣!衣芙防潑水連帽外套,S-XXL皆可穿,只要一件,就能輕鬆對抗強風和豪雨

  3. 全球知名運動品牌愛迪達,專業運動及潮流穿搭一次滿足,立即瀏覽最新商品及限時優惠! 無論日常穿搭,或跑步、瑜珈、籃球等運動,因應你的各種需求提供多款機能服飾,立即探索!

  4. 每週最新嚴選單品特惠,點綴我的穿搭小細節。下載APP拿$500購物金,立即刷新購物清單! 精選平價高質感服飾,化身男神歐爸So Easy!首次下載APP,$500購物金送給你,立即挑選

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › 18271827 — Wikipedia

    1827 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1827 MDCCCXXVII Ab urbe condita 2580 kalandrie Armenianina 1276 Kalandrie sinoa 4523–4524 Calendario ebreo 5587–5588 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1882–1883 1749–1750 Kalandrie persana 1205–1206 kalandrie arabo 1243–1244 kalandrie Ronika 2077 Ireo zava-nitranga ...

    • 2.6K
    • 1827 MDCCCXXVII
    • 1276
    • 4523-4524
  2. mg.wikipedia.org › wiki › 19051905 — Wikipedia

    1905 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1905 MCMV Ab urbe condita 2658 kalandrie Armenianina 1354 Kalandrie sinoa 4601–4602 Calendario ebreo 5665–5666 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1960–1961 1827–1828 Kalandrie persana 1283–1284 kalandrie arabo 1323–1324 kalandrie Ronika 2155

  3. mg.wikipedia.org › wiki › 18721872 — Wikipedia

    1872 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1872 MDCCCLXXII Ab urbe condita 2625 kalandrie Armenianina 1321 Kalandrie sinoa 4568–4569 Calendario ebreo 5632–5633 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1927–1928 1794–1795 Kalandrie persana 1250–1251 kalandrie arabo 1289–1290 kalandrie Ronika 2122 Ireo zava-nitranga ...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › EtazoniaEtazonia — Wikipedia

    • Jeôgrafia
    • Toekarena
    • Mponina Sy Kolontsaina
    • Pôlitika
    • Tantara
    • Jereo Koa

    I Etazonia dia manana velarana mirefy 9,6 tapitrisa km2ary milahatra fahefatra amin' ny firenena ngeza indrindra eto an-tany. 1. Vohon-tany 2. Rotsak' orana isan-taona 3. Ny tanàna ngeza indrindra 4. Hakitroky ny mponina

    I Etazonia dia firenena manan-karena indrindra eto an-tany. Betsaka ny otri-karena sy ny harena an-kibon' ny tanymisy any, izay kosa dia manazava ny hery ara-toekarenan' i Etazonia.

    Isan' ny mponina

    Nihoatra 300 tapitrisa ny isan' ny olona tamin' ny taona 2008, noho izany, anisan' ny firenena be olona indrindra i Etazonia eo aorian' i Sina sy i India.

    Foko sy fiaviana

    Onenan' olona avy amin' ny foko maro samy hafa i Etazonia. Ny 80 % n' ny mponina ao Etazonia dia taranaky ny mpifindra monina avy any Eorôpa. Olona avy any Alemaina, Angletera, Ekôsy, Irlandy, Afrika, ary Italia. Ny 13 % amin' ny mponina any Etazonia dia Afrikana-Amerikana. Ny ankamaroan' izy ireo taranaka avy any amin' ny andevo afrikana izay nentina tao Amerika. Ny Amerikana Aziatika dia 5 % -n' ny mponina any Amerika, fa lehibe kokoa izany ao amin' ny morontsiraka andrefana. Ohatra ao Cali...

    Fiteny

    Ny fiteny anglisy no be mpampiasa indrindra any Etazonia nefa tsy mbola nisy fiteny ôfisialy amin' ny ambaratonga federaly. Ny 18 % no miteny fiteny hafa ankoatra ny fiteny anglisy ao an-trano. Na izany aza, ny fiteny anglisy dia fiteny ôfisialy any amin' ny fanjakana 32 amin' ny 50. Ankoatr' izany, ny fanjakan' i Hawaii dia nisafidy fiteny ôfisialy faharoa (dia ny fiteny haoaiana), i Alaska sy i Dakota Atsimo dia nanaiky ny fitenin-drazan' ny Amerindiana eo an-toerana ary faritany amerikana...

    Pôlitika anatiny

    I Etazonia dia ahitana fanjakana miazaka tena 50, sy faritany 5 sy distrika 1 (Washington DC). Ny lalàna dia mifehy ny zavatra ao amin' ny fanjakana miezaka tena tsirairay, fa ny lalàna federaly matetika momba ny zavatra mifandray amin' ny fanjakana mihoatra ny iray, na momba ny fifandraisana amin' ny firenen-kafa. Any amin' ny faritra sasany, raha ny governemanta federaly no manao lalàna izay milaza zavatra hafa avy amin' ny lalànan' ny fanjakana mizaka tena, ny olona dia tsy maintsy manarak...

    Fitantanana ny tanim-pirenena

    Tamin' ny fahaleovan-tenany tamin' ny taonjato faha-17, repoblika federaly misy fanjakana mizakatena dimampolo manam-pahefana i Etazonia. Ny renivohiny dia i Washington D.C, fa i New Yorkno tanàna ngeza indrindra sy manan-karena indrindra.

    Saika mpiavy ny olona rehetra ao aminy, na ny tera-tany aza. Ny zanatany anglisy 13 izay niforona teo amin' ny sisin-dranomasin' i Atlantikasy nanambara ny fahaleovan-tenany tamin' ny 4 Jolay 1776 no lasa Etazonia amin' izao fotoana izao. Nanomboka teo dia niitatra nankany andrefana ny sisin-tany ka resy tosika ireo foko isan-karazany izay nonina t...

    Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa...

  5. mg.wikipedia.org › wiki › 19441944 — Wikipedia

    1944 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1944 MCMXLIV Ab urbe condita 2697 kalandrie Armenianina 1393 Kalandrie sinoa 4640–4641 Calendario ebreo 5704–5705 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1999–2000 1866–1867 Kalandrie persana 1322–1323 kalandrie arabo 1363–1364 kalandrie Ronika 2194 Ireo zava-nitranga, ireo ...

  6. mg.wikipedia.org › wiki › 19411941 — Wikipedia

    1941 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1941 MCMXLI Ab urbe condita 2694 kalandrie Armenianina 1390 Kalandrie sinoa 4637–4638 Calendario ebreo 5701–5702 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1996–1997 1863–1864 Kalandrie persana 1319–1320 kalandrie arabo 1360–1361 kalandrie Ronika 2191 Ireo zava-nitranga, ireo ...

  7. Tantaran' i Etazonia. Rehefa tonga tao Jamestown (tanàna ao Virginia) ny voanjo anglisy voalohany tamin' ny taona 1607, dia vitsy mponina ny Kôntinenta Amerikana nandritra ny an' arivony taona maro, ary tsy nisy mponina afa-tsy ny Amerindiana. Ny faritra misy an’ i Etazonia ankehitriny dia nozanahin' ny firenena eorôpeana isan-karazany ...

  1. 其他人也搜尋了