Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › BehenjyBehenjy — Wikipedia

    Behenjy. 19°12′00″S 47°29′00″E / 19.200000°S 47.483330°E. Behenjy dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Ambatolampy, Vakinankaratra, Faritanin'i Antananarivo. Ny isam-poniny dia 18137 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000.

  2. mg.wikipedia.org › wiki › BejofoBejofo — Wikipedia

    Faritany. Toamasina. Faritra. NC. Bejofo dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Ambatondrazaka, Faritanin'i Toamasina. Ny isam-poniny dia 13499 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 31314 ary ny kaodin-distrika dia 313. Vokatry ny fambolena. Ny anjaran'ny tantsaha mampiasa zezika simika dia 25-50%.

  3. mg.wikipedia.org › wiki › MaingokaMaingoka — Wikipedia

    Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity. Jereo koa ny pejy hoan'ny mpandika teny raha te-hahazo fanoroana. Maingoka. Ny maingoka (Scorpiones amin'ny teny latina) dia biby aritirôpôdy voasokajy ao amin'ny araknida. samihafa amin'ny araknida ny maingoka amin'ny pedipalpany tahaka tandra ary amin'ny fanoitra misy poizina ananany ...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › TsiasisaTsiasisa — Wikipedia

    Tsiasisa. Voan-tsiasisa. Ny tsiasisa dia zavamaniry maniry isan-taona, ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, zana-pianakavian' ny Faboideae o. Cicer arietinum ny anarana siantifikany. Be prôteinina ny voan' ny tsiasisa.

  5. Taontaonkafa. Taotaonkafa. Ny taontaonkafa na taotaonkafa na kankafotra dia vorona madinika, iray karazana amin'ny toloho. Na eto Madagasikara aza no tena ahitana azy dia hita any Afrika Atsimo, any Zambia, any Malaoy, any Borondy, any Roanda, any Oganda, ary any amin'ny Repoblika demokratikan'i Kongo koa ny kankafotra.

  6. Wikipedia (avy amin'ny teny hawaiianina: wiki; ) dia tranonkala iraisam-pirenena Web azo ampiasaina maimaimpoana. Wiki izany no foibe mitahiry ny pejy rehetra, ary ny sehatra ( website) Wikipedia no toerana fijerena sy fanovana ny pejy rehetra. Ny teny hoe Wikipedia dia fitambaran'ny teny roa wiki sy pedia (fanafohezana ny hoe encyclopedia).

  7. Firenena. Madagasikara. Faritany. Toliary. Faritra. NC. Manambaro dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Fort Dauphin, Faritanin'i Toliary. Ny isam-poniny dia 26080 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2000. Ny kaodin-kaominina dia 51507 ary ny kaodin-distrika dia 515.