Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. 怎麼防止睡覺打呼 相關

    廣告
  2. 依照患者個別狀況及需求,搭配複合式手術,改善打呼、呼吸中止情況,夜晚終於能自在呼吸. 睡到一半被噎醒、永遠睡不好?藉由長期有效的治療,改善呼吸道壓迫,擺脫陽壓呼吸器

搜尋結果

  1. Bokin' ny Ohabolana. Manoratra ohabolana i Solomona, nataon'i Gustave Doré, 1866. Ny Bokin' ny Ohabolana na Ohabolana dia boky ao amin' ny Testamenta Taloha, ao amin' ny Baiboly, izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe "Soratra masina" (Hagiografa) na Ketuvim (na Ketubim) ao amin' ny Baiboly jiosy na Tanakh.

  2. Voarohitsaka. Ny voarohitsaka na voaroitanala dia zavamaniry fihinam-boa, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Robus rosifolius ny anarany ara-tsiansa. Tanehina anaty rano ny raviny dia omena ny zaza voan' ny kitrotro ny tambavy azo avy amin' izany rehefa nampangatsiahina.

  3. Vorombola. Ny vorombola ( Pavo cristatus ), fantatra ihany koa amin'ny hoe vorombola mahazatra, ary vorombola manga, dia karazana vorombola avy any amin'ny kaontinanta indiana. Efa nampidirina tany amin’ny firenena maro hafa izy io. Ny vorona dia ankalazaina amin'ny angano hindoisma sy grika ary vorona nasionalin'i India . Sokajy : Vorona.

  4. Début. Fotoana tondroina amin'ny anarana hoe Volambita. Volambita. Laharan'ny Volambita ao amin'ny tetiandro malagasy. Volana malagasy amin' ny teny arabo mifanandrify amin' ny Volambita. Fankalazana taom-baovao amin'ny lohataona. Fotoam-pankalazana ny taom-baovao lohataona. Fanamarinana ara-pitenenana sy ara-boajanahary.

  5. Fanekena Vaovao. Miteny amin' ny Zanak' i Israely i Mosesy. Ny Fanekena Vaovao dia fandikana ara-Baiboly izay avy amin' ny andian-teny voarakitra ao amin' ny Bokin' i Jeremia (Jer. 31:31–34) [1], ao amin' ny Baiboly hebreo (na Testamenta Taloha ao amin' ny Baiboly kristiana ). Atao hoe ברית חדשה‎ / berīt khadashah izany amin' ny ...

  6. Pôlônia. 38 485 779 [3] [4] mpo. I Pôlônia na Pôlônina dia firenena ao Eorôpa Atsinanana, ao atsinanan’ i Alemaina sady manana morontsiraka ao amin’ ny Ranomasina Baltika. Ny renivohiny dia i Varsovia ary ny isan' ny mponina ao aminy dia eo amin' ny 38,5 tapitrisa eo ho eo. Atao hoe Polska izy amin' ny fiteny pôlôney.

  7. Zavaboary. Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihan' ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin' ny hoe zavaboary dia tontolo namboarina, izany hoe tontolo namboarin' ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna. Ho an' ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin' ny teny "ara-javaboary", satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan ...