Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. ny fandinihana ny fiteny: ny fomba fampiasana azy sy ny zava-drehetra mahakasika izany; ny fandihinana ny firafitry ny fehezanteny. Ny vondrom-pitsipika, sy ohatra, mifehy ny fampiasana ny fiteny. Fitsipi-pitenenana marina no iantsoana izany, tahaka ny ao amin' ny bokin-tsoratra na boky fianarana; ny rafitra ianaran' ny vahoaka rehefa mitombo.

  2. Sary famantarana ny PAM Ny Fandaharan' Asa maneran-Tany momba ny Sakafo dia fikambana misahana ny fanampiana ara-tsakafo an' ny Firenena Mikambana sy ny Fikambanana maneran-Tany momba ny Sakafo sy ny Fambolena (FAO). Izy no masoivoho ...

  3. Pejy mirohy eto Novaina Handefa rakitra Pejy manokana Rohy maharitra Fampahalalana mikasika ny pejy Hitanisa ity pejy ity Obtenir l'URL raccourcie Mombamomba ankapobeny: I Fidelis Rakotonarivo dia mompera zezoita, eveka ao amin'ny diosezin'Ambositra, ao amin'ny arsidiosezin'i Fianarantsoa ao amin'ny Eglizy Katôlika Apôstolilka Rômanina eto Madagasikara.

  4. Zerobabela. I Zerobabela, governoran' i Jodà (Hagay 1:1) ary zafikelin' i Joiakina, mpanjakan' i Jodà talohan' ny mpanjaka farany. I Zerobabela na Zôrôbabela dia olona resahina ao amin' ny Bokin' i Ezra (na Esdrasa) sy ao amin' ny Bokin' i Hagay (na Akjea) ary ao amin' ny Bokin' i Zakaria ao amin' ny Baiboly hebreo sy ny Testamenta Taloha.

  5. mg.wikipedia.org › wiki › ZezoitaZezoita — Wikipedia

    Zezoita. Ny Zezoita na Fikambanan' i Jesoa dia fikambanan-d relijiozy katôlika izay natsangan' i Md Ignace de Loyola niaraka tamin' i Md François Xavier ary i Md Pierre Favre, tamin' ny taona 1534 ary nankatoavin' ny papa Paoly III tamin' ny taona 1540, tsy ahitana afa-tsy lehilahy.

  6. Tranombakoka. Ny British Museum any Lôndôna. Ny tranombakoka na donia na mozea dia tranobe na sampan-draharaha mikarakara sy mampiseho fitambarana zavatra manan-danja ara- javakanto, ara- kolontsaina, ara- tantara, na ara-t siansa (ny teny hoe donia dia avy amin' ny fiteny antankarana [1] ). Ny tranombakoka dia manana tanjona isan-karazany ...

  7. Ny fifadian-kanina ampahany dia fahita ao amin'ny fomban'ny fivavahana sasany ( karemy ao amin'ny kristianisma, ramadany ao amin'ny finoana silamo, sns). Amin'ny fomba fijery ara-tsiansa dia manomboka eo amin'ny fahaenina ora aorian'ny sakafo farany ny fifadian-kanina. Maro ireo fanandramana natao amin'ny izay mampiseho fa ny fampihenany sakafo ...