Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. Zerobabela. I Zerobabela, governoran' i Jodà (Hagay 1:1) ary zafikelin' i Joiakina, mpanjakan' i Jodà talohan' ny mpanjaka farany. I Zerobabela na Zôrôbabela dia olona resahina ao amin' ny Bokin' i Ezra (na Esdrasa) sy ao amin' ny Bokin' i Hagay (na Akjea) ary ao amin' ny Bokin' i Zakaria ao amin' ny Baiboly hebreo sy ny Testamenta Taloha.

  2. mg.wikipedia.org › wiki › ZezoitaZezoita — Wikipedia

    Zezoita. Ny Zezoita na Fikambanan' i Jesoa dia fikambanan-d relijiozy katôlika izay natsangan' i Md Ignace de Loyola niaraka tamin' i Md François Xavier ary i Md Pierre Favre, tamin' ny taona 1534 ary nankatoavin' ny papa Paoly III tamin' ny taona 1540, tsy ahitana afa-tsy lehilahy.

  3. Tranombakoka. Ny British Museum any Lôndôna. Ny tranombakoka na donia na mozea dia tranobe na sampan-draharaha mikarakara sy mampiseho fitambarana zavatra manan-danja ara- javakanto, ara- kolontsaina, ara- tantara, na ara-t siansa (ny teny hoe donia dia avy amin' ny fiteny antankarana [1] ). Ny tranombakoka dia manana tanjona isan-karazany ...

  4. ny fandinihana ny fiteny: ny fomba fampiasana azy sy ny zava-drehetra mahakasika izany; ny fandihinana ny firafitry ny fehezanteny. Ny vondrom-pitsipika, sy ohatra, mifehy ny fampiasana ny fiteny. Fitsipi-pitenenana marina no iantsoana izany, tahaka ny ao amin' ny bokin-tsoratra na boky fianarana; ny rafitra ianaran' ny vahoaka rehefa mitombo.

  5. mg.wikipedia.org › wiki › RasalimoRasalimo — Wikipedia

    Rasalimo dia andriambavy tao amin' ny Fanjakan' i Menabe, zana-dRamitraho mpajakan' i Menabe, izay natolotra an-dRadama I mba hisian' ny fihavanana eo amin' ny fanjakana roa tonta. Rasalimo dia taranaky ny mpanorina ny Fanjakana Sakalava (Andriamandazoala tany amin' ny faritr' i Fiherenana sy Andriamisara tany Menabe ary Andriamandisoarivo tany Boina).

  6. Fanambaràna ny hevitry ny nofy. Tom Paine's Nightly Pest, sariitatra nataon' i James Gillray momba ilay mpikatroka ara-pôlitika Thomas Paine izay manonofy mpitsara tsy manan-tava mamelabelatra horonam-boky mirakitra fiampangana sy sazy.

  7. mg.wikipedia.org › wiki › SekolySekoly — Wikipedia

    Sekoly. Ny sekoly dia toerana fianarana, fandratoana fahaizana sy fahalalana. Raha ny fizotram-pianarana ao Madagasikara dia mizara 4 amin'ny ankapobeny ny sekoly, aorian'ny garabola : Ny sekoly fanabeazana fototra izay maharitra 5 taona. Ny sekoly ambaratonga faharoa fototra izay maharitra 4 taona. Ny sekoly ambaratonga faharoa izay maharitra ...