Yahoo奇摩 網頁搜尋

  1. b群什麼時候吃最好 相關

    廣告
  2. 過去一個月已有 超過 10 萬 位使用者造訪過 shop.vitabox.com.tw

    升級2000%頂級黑瑪卡,成功幫助男性再造巔峰,重回青春活力,給你源源不絕的體力,再造巔峰。 歐洲植物萃取強化男性B群,加秘魯人蔘超級瑪卡和鋅,輔助調整體質與戰鬥力,永不妥協

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › BetiravyBetiravy — Wikipedia

    Ny betiravy mahazatra dia manana ny anarana siantifika hoe Beta vulgaris . Betiravy fanamboarana siramamy. Ny karazany fanao sakafon' olombelona, na betiravy mena, dia ambolena mba hahazoana ny vodiny mena sy boribory izay hanina rehefa avy nahandroina. ity karazany ity dia gliosida 10 % ao anatiny. Misy ihany koa ny prôteinina, ny lipida, ny ...

  2. mg.wikipedia.org › wiki › VolamenaVolamena — Wikipedia

    Volamena. Mbola ambangovangony amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy. Volamena. Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny ...

  3. Araka ny lovantsofina jiosy Ny razambe roa ambin' ny folon' ny fokon' i Israely Tany am-boalohany, ny Zanak' i Israely dia ireo zanaka roa ambin' ny folon' i Jakôba - nantsoina hoe Israely taorian' ny niady tamin' ny "anjely sy ny olona" - io patriarka io izay hiavian' ny foko roa ambin' ny folo: Robena, Simeôna, Levy, Jodà, Dana, Naftaly, Gada, Asera, Isakara, Zebolôna, Jôsefa ary Benjamina.

    • NY Fanjakan' Andriamanitra Araka NY Jodaisma
    • NY Fanjakan' Andriamanitra Araka NY Kristianisma
    • Loharano Sy Fanamarihana

    Ny fanjakan' Andriamanitra araka ny Testamenta Taloha

    Ny andian-teny izay adika hoe "Fanjakan' ny Tompo" na "Fanjakan' i Iahveh" na "Fanjakan' i Jehovah" dia miseho indroa ao amin' ny Baiboly hebreo, dia ao amin' ny Boky voalohan' ny Tantara (1Tant. 28.5) sy ao amin' ny Boky faharoan' ny Tantara ("Ary ankehitriny ianareo mikasa hanohitra ny fanjakan' i Jehovah, izay eo an-tànan' ny taranak' i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo." 2Tant. 13.8). Fanampin' izany...

    Ny fanjakan' Andriamanitra araka ny jodaisma taloha

    Ao amin' ny jodaisma taloha, ny famolavolana ny lohahevitry ny Fanjakan' Andriamanitra dia efa hita ao amin' ny Bokin' ny Salamo izay isehoan' ny hevitra momba ny fanjakana maharitra sy mandrakizain' Andriamanitr' i Israely. Izany fanjakan' Andriamanitra izany dia mifandray amin' ny Tempolyizay "Lapan' Andriamanitra" sy endrika ety an-tanin' ny fitoerana masina any an-danitra sady toerana onenan' Andriamanitra Mpanjaka sy ny fanompoam-pivavahana atao ety an-tany. Tamin' ny fahababoana tany Ba...

    Ny fanjakan' Andriamanitra araka ireo soratra apôkrifa jiosy

    Ny andian-teny hoe "ny Fanjakan' Andriamanitra" dia tsy mahazatra tao amin' ny literatioran' ny vanimpotoana teo anelanelan' ny nanoratana ny Testamenta roa. Amin' ny andalana izay ahitana azy, tahaka ny ao amin' ny Salamon' i Sôlômôna sy ny Fahendren' i Sôlômôna, dia matetika izy nanondro ny fanapahan' Andriamanitra, fa tsy ny toerana anjakany, ary tsy ny andro vavao na ny lamina mesianika izay haorin' ilay Voahosotry ny Tompo. Io andian-teny io dia indraindray manondro "zava-kitranga eskatô...

    Ny Fanjakan'Andriamanitra ao amin'ny Testamenta Vaovao

    Amin' ny ankamaroan' ny Jiosy niara-belona tamin' i Jesoa, ny fivian' ny Fanjakan' Andriamanitra dia tokony hifanandrify amin' ny fanafahana ny Jiosy amin' ny fanjakazakan' ny Rômana. I Joany Batista, izay heverin' ny mpikaroka maro fa mpampianatra an' i Jesoa talohan' ny hahaleovany tena, dia efa nitory ny fahatongavan' ny Fanjakan' Andriamanitra tamin' ny vahoaka jiosy ary mety tany ivelany koa angamba. Nanao batisa (na batemy) ho amin' ny famelana ny fahotana amin' ny anaran' ny fahantomot...

    Ny Fanjakan' Andriamanitra ao amin' ny boky apôkrifa

    Ao amin' ny boky tsy voaray ho isan' ny kanônan' ny Baiboly kristiana, dia ny evanjely gnôstika atao hoe Evanjelin' i Tômasy, dia taterina ao i Jesoa fa niteny hoe "Raha ireo mitarika anareo no milaza aminareo hoe: "Indro ny Fanjakana dia eny amin' ny lanitra!", dia hialoha anareo ny vorona eny amin' ny habakabaka. Raha miteny aminareo izy ireo hoe: "Ao anaty rano izany", dia hialoha lalana anareo ny trondro. Ny Fanjakana dia ao anatinareo sy ao ivelanareo. Rehefa mahalala ny tenanareo ianare...

    Fivoasan' ny Kristiana ny hoe "Fanjakan' Andriamanitra"

    Ny Testamenta Taloha dia miresaka ny amin' ny "fitsaran' Andriamanitra ny olona rehetra" ary ny filazana fa ny olona rehetra dia ho tsaraina dia zava-dehibe amin' ny fampianara kristiana. Ny fanekem-pinoana nikeana (na fiekem-pinoana niseana) izay naorina tamin' ny andalana maromaro ao amin' ny Testamenta Vaovao, dia milaza fa i Jesoa no hisahana ny anjara asa fitsarana . Tsy miaraha-manaiky ny manampahaizana ny amin' ny fahazoana ny hevitra teôlôjikan' ny andian-teny hoe "Fanjakan' Andriaman...

  4. mg.wikipedia.org › wiki › RahonaRahona — Wikipedia

    Rahona. Stratocumulus, hita avy amin'ny fiaramanidina. Ny karazan-drahona. Ny rahona dia teten-drano na ranomandry hita maso, teten-drano mitsangeva eny amin' ny habakabaka. Voatazon' ny hery fanintoanan' ny tany ny rahona mba tsy handositra any amin' ny habakabaka.

  5. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny fiteny latina sy ireo fiteny avy amin' ny fiteny latina ( fiteny frantsay, fiteny anglisy, fiteny espaniôla, fiteny italiana ). Betsaka ny firokin' ny fiteny grika taloha, izany hoe ny endrika isam-paritra isehoan' io fiteny io, fa heverin' ny mpahay siansa rehetra fa ny fiteny atikianina no madio ...

  6. Rehefa niamboho Andriamangarira, dia Andriambolamena, zanany lahiaivo indray no nandimby azy nanjaka tao Antsahadinta. Andrianamboatsimarofy kosa no mpanjaka tao Antananarivo (1774-1796), nifehy an' Imerinatsimo, tamin'izany andro izany. Efa andriana nanjaka nadritra ny 20 taona tao Antsahadinta Andriambolamena vao resin' Andrianampoinimerina ...

  1. 其他人也搜尋了