Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › HomaliumHomalium — Wikipedia

    Homalium abdessammadii Asch. & Schweinf. Homalium acuminatum (Mato), tsy misy fa-tsy any Rarotonga sy Mangaia (any amin' ireo nosy Cooks). Homalium acuminatum Cheesem. Homalium africanum (Hook. fil.) Benth. Homalium albiflorum (Boiv. ex Tul.) O. Hoffm. Homalium alnifolium Thwaites & F. Muell. ex F. Muell.

  2. Début. Fiavian' ny teny hoe Alatsinaniny. Ny andro Alatsinainy ao amin' ny kolontsaina malagasy. Laharan' ny Alatsinainy. Finoana momba ny andro Alatsinainy. Jereo koa. Loharano sy fanamarihana.

  3. Andro mahery ny Asorotany. Fiavian' ilay anarana. Fiavian' ilay anarana. Avy amin' ny anaran' antokon-kintan' ny zodiaka amin' ny teny arabo hoe اسرطان / As-Saratan na As-Sartan ("foza") ny hoe Asorotany. Amin' ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe Asaratà na Saratà io teny io.

  4. mg.wikipedia.org › wiki › KaremyKaremy — Wikipedia

    Karemy. Ny Karemy dia fotoana anaovana fifadian-kanina sy fieken-keloka izay tandreman'ny Kristiana ka maharitra efapolo andro ho fiomanana amin'ny Paka (na Paska ). Tamin'ny taonjato faha-4 no nanombohan'ny Kristiana nanao fifadian-kanina amin'ny Karemy ka 40 andro no faharetan'izany fifadiana izany izay miedrika fanaovana sakafo faran'izay ...

  5. mg.wikipedia.org › wiki › GanaganaGanagana — Wikipedia

    Ganagana fotsy. Ganagana. Ny ganagana dia voron-drano ompiana, fisa-bava sady mitovy endrika amin' ny hoho mifaingoka ny tendrom-bavany ambony. Ompian' ny olona mba noho ny henany sy ny atodiny. Mifanakaiky endrika amin' ny gisa ny ganagana fa ny gisa lava tenda sady lehibe kokoa. Maro karazana ny ganagana ka ny sasany fiompy ary ny sasany ...

  6. Fanjakan' i Israely (Samaria) Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K. Ny Fanjakan' i Israely na Fanjakan' i Samaria na Fanjakana Avaratra dia fanjakà-mpanjaka tao Atsinanana-Akaiky taloha izay naorin' ny Israelita tao amin' ny tapany avaratr' i Palestina tamin' ny Andron' ny Vy.

  7. Fahafatesana. Ny karandoha n'olombelona dia ampiasaina ho fanoharana lehibe an'ny fahafatesana. Kuoleman puutarha, Hugo Simberg (1906). Ny fahafatesana dia ny fitsaharan' ny aina na ny tsy fisian' ny aina intsony ao amin' ny zavamananaina lazaina hoe "maty". Izany toetran' ny fahafatesana izany dia isehoan' ny tsy fiverenan' ny firindrana eo ...

  1. 其他人也搜尋了