Yahoo奇摩 網頁搜尋

搜尋結果

  1. mg.wikipedia.org › wiki › 19271927 — Wikipedia

    1927 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1927 MCMXXVII Ab urbe condita 2680 kalandrie Armenianina 1376 Kalandrie sinoa 4623–4624 Calendario ebreo 5687–5688 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1982–1983 1849–1850 Kalandrie persana 1305–1306 kalandrie arabo 1346–1347 kalandrie Ronika 2177 Ireo zava-nitranga, ireo ...

    • 2.7K
    • 1927, MCMXXVII
    • 1376
    • 4623–4624
  2. mg.wikipedia.org › wiki › 19261926 — Wikipedia

    1926 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1926 MCMXXVI Ab urbe condita 2679 kalandrie Armenianina 1375 Kalandrie sinoa 4622–4623 Calendario ebreo 5686–5687 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1981–1982 1848–1849 Kalandrie persana 1304–1305 kalandrie arabo 1345–1346 kalandrie Ronika 2176 Ireo zava-nitranga, ireo ...

    • 2.7K
    • 1926, MCMXXVI
    • 1375
    • 4622–4623
  3. mg.wikipedia.org › wiki › 19241924 — Wikipedia

    1924 Amin'ny kalandrie hafa kalandrie Gregoriana 1924 MCMXXIV Ab urbe condita 2677 kalandrie Armenianina 1373 Kalandrie sinoa 4620–4621 Calendario ebreo 5684–5685 Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< 1979–1980 1846–1847 Kalandrie persana 1302–1303 kalandrie arabo 1343–1344 kalandrie Ronika 2174 Ireo zava-nitranga, ireo ...

    • 2.7K
    • 1924, MCMXXIV
    • 1373
    • 4620–4621
    • Fiainany Talohan' NY Naha Kristiana Azy
    • Fiainana Niova Kristiana
    • Fahafatesany
    • Boky Azo Anovozan-Kevitra
    • Jereo Koa

    Fahazazany sy fitaizana azony

    I Renilahy no tena anaran-dRavelonjanahary. Tao Malonotrony, ao amin’ ny faritra Iarindrano-Fianarantsoa no nipetrahany. Izy no vavimatoa tao amin’ ny fianakaviana mpanompo sampy, ary nantsoina mandra-panambadiany. Ombiasa nalaza teo amin’ny faritra ny rainy. Nanatona azy ny olona mba handidy ny havandra tsy hilatsaka amin’ ny tanimbary, na hanome ody handroaka ny voaytsy hihinana ny olona hiampita renirano.

    Fahalehibeazany

    Nandova avy amin’ ny rainy sy ny raibeny ny talenta ho mpanasitrana sy mpahita i Renilahy. Nanambady an-dRainiboto, izay antsoina koa hoe Rainidalo izy. Nanan-janaka vavy izy ireo izay maty teo amin’ ny fahatanorany rehefa avy nitraka zanaka vavy kely. Noraisin’ izy ireo izany zaza izany nefa maty ihany koa fotoana fohy taty aoriana. Nanangana ny zanak’ anabaviny i Renilahy. Nitoeran’ ny fanahin’ ny razanai Renilahy. Maro ny zavatra nofadiny: tsy azo afangaro amin’ ny lovia sy ny sotron’ olon...

    Fiovam-pony

    Nanomboka tamin’ ny 1900 ny fiovam-pony vokatry ny fahitana tonga taminy. Nandre feo nilaza taminy izy fa nofidin’ Andriamanitra hiasa ho an’ Andriamanitra, dia ny hanafaka ny olona amin’ izay rehetra manandevo azy ireo sy hanasitrana ny aretin’ izy ireo raha mino ny herin’ Andriamanitra izy ireo. Raha mandà izany feo izany i Renilahy dia ho faty. Nanoro hevitra azy hanaiky ny vadiny. Indray andro dia nisy feo nilaza taminy mba hijery ny tanany ka hitany fa fa nisy soratra teo, ka ny Didy Fol...

    "Fahafatesana" sy "fitsanganana amin' ny maty"

    Nilaza taminy ny Fanahy Masina fa "ho faty" mandritra ny enina andro izy ary amin’ ny andro fahafito dia ho velona indray. Nanoro hevitra ny fianakaviany izy mba tsy hitomany azy sy tsy handevina azy. Rehefa tonga ny andro Alakamisy, tokony ho tamin' ny mitataovovonana, dia niakatra teo amin' ny valindrihana izy ary nianjera ka "maty". Nentina tany Lohafy, izay tanàna nahaterahany, sy napetraka tao amin’ ny trano fiangonan’ Ifanda, izay nisy fifohazana nihira sy nivavaka. Tamin’ ny andro faha...

    Fahombiazana sy fisedrana

    Tamin’ ireo fivorian’ ny hetsiky ny fifohazana nataon-dRavelonjanahary dia nisy mpisikidy sy mpimasy eo amin’ ny zato eo ho eo niova fo sy nanary ny sampiny. Tojo zava-tsarotra Ravelonjanahary teo amin’ ny fanompoany. Ny olona sasany, izay nahafantatra azy talohan’ ny niovany fo, dia nieritreritra fa hosoka fotsiny ny nataony ary mbola nampiasainy ny odiny. Nentina teny amin’ ny fitsarana izy noho izy namory tao an-tranony tsy nahazo alalana sy nolazaina fa nampiasa fanafody mahery mba hanasi...

    Maty tamin'ny 8 Novambra 1970 tao Manolotrony izy, tokony ho 120 taona. Lasa toeram-pivahiniana masina i Manolotrony ankehitriny ary mandray ny olona hivavaka na mila fanasitranana. Ny zana-tobim-pifohazana mifandray amin' ny fifohazana ao Manolotrony dia efa miorina saika manerana an' i Madagasikara.

    François R. Z., Fifohazana Manolotrony, Fianarantsoa, 1988.
    Rabehatonina James, Tantaran' ny fifohazana eto Madagasikara 1894 - 1990, Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy
    Thunem, Adolf & Rasamoela, Joela, Ny tantaran’ny Fifohazana eto Madagasikara, Antananarivo: Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, p. 5‑96 (1reédition 1934).
    Austnaberg, Hans, Shepherds and Demons. A Study of Exorcism as Practised and Understood by Shepherds in the Malagasy Lutheran Church, New York: Peter Lang. 2008.
  4. mg.wikipedia.org › wiki › CBSCBS — Wikipedia

    Afrikaans العربية مصرى অসম য Asturianu Azərbaycanca Žemaitėška Беларуская Български ব ল Columbia Broadcasting System (CBS) dia tambajotra fahitalavitra sy radio amerikana an'ny Paramount Global.Niorina tamin’ny 1927 izy io. Ao New York no misy ny foibeny.

  5. Norman Rasmussen dia mpahay fizika, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 12 Novambra 1927 tao Harrisburg ary maty ny 18 Jolay 2003 Jereo koa Biôgrafia Rohy ivelany Ao amin'i Freebase: Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary. ...

  6. Ireo lahatsoratra ao amin'ny sokajy "Teraka tamin'ny taona 1927" Misy pejy 126 ato amin'ity ity sokajy ity. Pejy 126 no aseho ato. A A. J. P. Ponrajah A. Wayne Wymore Adolf Tolkatchev Aito Mäkinen Al Herman Alan MacDiarmid Alan Oakley Alberto Bandini ...