搜尋結果
Fiforonan-teny. Ny andian-teny hoe Testamenta Taloha dia fanagasiana ny teny latina hoe Vetus Testamentum. Io andian-teny io indray dia fandikàna ny teny grika hoe Παλαιὰ Διαθήκη / Palaià Diathêkê. Ny hoe palaià (grika) sy ny hoe vetus (latina) dia samy azo adika hoe "antitra", "taloha" na "tranainy" ary ny hoe testamentum ...
Zorofirarazana. Amin'ny Malagasy, ny zorofirarazana na zoro firarazana dia ny zoro avaratra-atsinanana amin' ny trano. Omena ny anarana hoe Alahamady na zoron'Alahamady koa io zoro io. Zoro saro-pady sy masina indrindra ny Alahamady teo amin'ny Ntaolo malagasy sy ho an'ny Malagasy mpandala ny fomban-drazana satria eo no itodihana raha mivavaka ...
Herinandro Masina. Fiaraha-misakafo farany, sary nataon'i Juan de Juanes, 1562. Ny Herinandro Masina na Herinandro Mangina amin'ny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny Paska (na Paka) sady ampahany farany amin'ny fari-potoan'ny Karemy. Ahatsiarovana ny Fiaretan'i Kristy fijaliana ny Herinandro Masina. Ny telo andron'ny Paska (latina: Triduum ...
Jodasy Iskariôta. Manoroka an' i Jesoa i Jodasy, taonjato faha-13. I Jodasy Iskariôta na Jodasy dia iray amin' ny mpianatr' i Jesoa roa ambin' ny folo lahy, maty teo anelanelan' ny taona 30 sy 33 taor. J.K. Izy ilay voalaza fa namadika an' i Jesoa (na Jesosy) ka nanamora ny fisamborana azy. Araka ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly ...
Tsy dia mampiasa ny atao hoe ziva ny foko merina. Ny foko merina dia tsy nahalala, na niniana tsy mampahalalaina ny atao hoe ziva (mety anisan’ny tetik’ady mahery vaika hanokana-monina azy ireo izany). Nefa ara-tantara dia ziva amin’ireo Vazimba sy ireo Makoa izy ireo.
Andrianamboninolona dia iray amin’ ireo zanaka naterak’ Andriamananitany sy Randranomboahangy. Andriamitondra no rahalahin’ io Andrianamboninolona io. Andrimananitany moa dia rahalahin’ Andriamanelo mpanjakan’ i Alasora. Andriamanalimanjaka sy Rangitamanjakatrimovavy kosa no ray sy renin’ Andriamananitany, izany hoe raibe sy reniben ...
TV plus Madagascar. TV Plus Madagascar na koa TV Plus Madagasikara dia orinasa malagasy miasa amin'ny fandefasan-tsary amin'ny alalan'ny onja hertziana. I Nicolas Rabemananjara no talen'io orinasa io. Ao Antananarivo ihany no na io "chaine" io eo amin'ny bandy UHF : CH20 na 61,25 MHz.